Entrée | 1 eso |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fanaovana tsinontsinona, fanamavoana: Tsy tantiko ny eson' ny mpanankarena ka aleoko mitokantokana atỳ ambanivohitra 4 Fanarabiana, famazivaziana, dokadoka hamazivaziana, ihomehezana: Isaky ny mandalo ilay mandringa dia matin' ny eson' ny zanakao amin' ny farahehy [1.1] |
Explications en anglais |
5 scorn, mockery [1.7] |
Explications en français |
6 mépris, moquerie, raillerie [1.3] |
Exemples |
7 Niala teny amin' ny endriny ny eso, fa toa nanganohano aza no fijeriko ny tavany. [2.471] |
Vocabulaire |
8 Emotions |
Dérivés |
|
Analogues | 14 Tebaka, fanebahana, fanatsizarizariana, zimba, fanazimbana, famotsifotsiana15 haraby, vosobosotra, famazivaziana, famosobosorana. |
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot eso |
Mis à jour le 2023/10/20 |