Entrée | 1 fanesoana |
Radical | 2 eso |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fanaovana tsinontsinona, fanebahana, fanatsizarizariana: Tsy lefitro iny fanesoana ahy teo imasom-bahoaka iny Famazivaziana, fananihaniana: Teny fanesoana fotsiny izany ka tsy mampiraika ahy |
Explications en français |
5 [1.3#130] Le mépris, la moquerie, la raillerie |
Exemples |
6 Mizary fanesoana ny sangisangy zaritenany ifanaovany. [2.470#] 7 Ny kizaka dia teny tezitra feno fanesoana sy faniniana ary fanomezan-tsiny. [2.643#] |
Anagrammes | 8 |
Mis à jour le 2025/01/21 |