Entrée | 1 eso |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fanaovana tsinontsinona, fanamavoana: Tsy tantiko ny eson' ny mpanankarena ka aleoko mitokantokana atỳ ambanivohitra Fanarabiana, famazivaziana, dokadoka hamazivaziana, ihomehezana: Isaky ny mandalo ilay mandringa dia matin' ny eson' ny zanakao amin' ny farahehy |
Explications en anglais |
4 [1.7] scorn, mockery |
Explications en français |
5 [1.3] mépris, moquerie, raillerie |
Exemples |
6 Niala teny amin' ny endriny ny eso, fa toa nanganohano aza no fijeriko ny tavany. [2.471] |
Vocabulaire |
7 Emotions |
Dérivés |
|
Analogues | 13 tebaka, fanebahana, fanatsizarizariana, zimba, fanazimbana, famotsifotsiana, haraby, vosobosotra, famazivaziana, famosobosorana. |
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot eso |
Mis à jour le 2025/01/21 |