|
|
|
|

Entrée1  vosobosotra
Radical  2  vosotra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Teny na zavatra atao hihomehezana, vazivazy, kivazivazy, somonga: Mba olona tia vosotra koa Rangahy iny!
Famazivaziana, hanihany, haraby
Explications en anglais  5  [1.2#790] a joke, a jest
Explications en français  6  [1.3#862] [duplicatif diminitif]
Exemples  7  Ny tononkalo soratany dia mazàna no mifono ventin-kevitra, ary misy aza manan-tarehina hatsikana na vosobosotra nefa nokendreny hanome anatra màhasoa [2.314#]
Synonymes  8  vosotra

Mis à jour le 2024/12/11