|
|
|
|

Entrée1  maneso
Radical  2  eso
Partie du discours  3  verbe actif
Vocabulaire  4  Emotions
Explications en malgache  5  Manao tsinontsinona, manebaka, manatsizarizary: Tsy tsara ny maneso ny mahantra
6  Mihomehy, mamazivazy, mananihany, manaraby: Tezitra ny mpampianatra fa nisy naneso azy, hono, ny iray tamin' ny mpianany [1.1]
Explications en anglais  7  to scorn, to mock [1.7]
Explications en français  8  mépriser, se moquer de [1.8]
Exemples  9  ary ny hoe "mihomehy", dia tsy hafa noho ny hoe "maneso" [1.38]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Analogues  14  manesoeso, manambany, manamavo, maniva, manivaiva, manizakizaka, mamingavinga, mamizaviza, manebaka, manabanty, manaraby, manakora, manondro molotra, manao potsa-molotra
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot maneso

Anagrammes  16  maneso, manose, mañose, masoñe

Mis à jour le 2023/01/05