|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mamingavinga
Radical  2  vingavinga
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Manao tsinontsinona, manivaiva, ma nambany, tsy manaja: Aza mamingavinga ray aman-dreny toy izao lahy ianao
Explications en anglais  5  [1.7] to abuse, disdain
Explications en français  6  [1.8] mépriser, dédaigner
Exemples  7  Tapaho ny lohany fa sahy mamingavinga Andriamanjaka! [2.528#]
8  Tolo-kevitra sady mahatsikaiky no mamingavinga ny Lalàmpanorenana [4.27#]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :

Entrée (2/2)13  mamingavin
Radical  14  vingavinga
Partie du discours  15  impératif du verbe actif mamingavinga [Liste complète]

Anagrammes  16 

Mis à jour le 2025/01/21