|
|
|
|

Entrée1  diamanga
Mots élémentaires  2  dia, manga
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  daka [Tanala] [1.78]
5  Kilalao ifamelezana amin' ny tongotra araka ny fomba manara-dalàna ary ilana tanjaka sy hakingana: Mamely diamanga. Ny diamanga izay atao koa hoe daka dia kilalaon' ny zanak' Imerina indrindra, izay nifanaovana am-bakitany taloha fa vao taty aoriandriana no lasa kilalao nifanaovan' ny tsirairay; maro karazana ny diamanga, fa dimy no malaza indrindra: ny antsatoka, ny kapatokana, ny ambadika, ny kopala, ary ny antongomby [1.1]
Explications en anglais  6  a game of kicking backwards. See daka and tsipaka [1.2]
Explications en français  7  coup de pied. [Tankarana] [1.19]
Exemples  8  Daka diamanga ireo mampijaly azy/ [2.720]
9  Ndeha haingana sao mahazo diamanga eo. [2.470]
10  Nitsangana izy, ary avy hatrany dia velona ny totohondry sy ny diamanga. [2.472]
Vocabulaire  11  Jeu
Mots composés 
Titres 
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot diamanga

Anagrammes  15  diamanga, mangadia

Mis à jour le 2023/06/05