|
|
|
|

Entrée (1/2)1  avaratra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Iray amin' ny vazan-tany efatra, an-kavian' ny tena raha mitodika miantsinanana; mifanohitra amin' ny atsimo [1.1]
Explications en anglais  4  the north. (Mal. utara; Sans. utara?) [1.2]
5  the north [1.7]
Explications en français  6  nord [1.3#67, 1.8]
Exemples  7  Hatrany amin'ny farany avaratra, ka hatrany amin'ny farany atsimo, miova fihetsika sy miova fiainana ny ala atsinanana rehetra [2.472]
Vocabulaire  8  Espace
Morphologie 
9  Simple :
Dérivés 
10  Noms :
11  Adverbes :
Mots composés 
Ethnonymes 
Toponymes 
Proverbes  19  Proverbes contenant le mot avaratra

Entrée (2/2)20  avaratra
Partie du discours  21  nom
Explications en malgache  22  Enti-milaza olona hajaina, ambony na mahamenamaso, ka avy amin' izany no nahatonga ireo fitenenana toy ny hoe: tany avo avaratra [1.1]
Vocabulaire  23  Etiquette
Mots composés 

Mis à jour le 2023/07/14