|
|
|
|

Entrée1  Avaradrano
Mots élémentaires  2  avaratra, rano
Partie du discours  3  nom propre (toponyme)
Vocabulaire  4  Géographie: pays, peuples
Explications en malgache  5  Andriamasinavalona, izay nahavory voalohany an' Imerina, dia nizara azy ho efa-toko. ka Avaradrano no nataony filaharana voalohany (1675-1710). -- Tamin' ny andron' Andrianampoinimerina dia nitatra ny faritr' Imerina, ka nozarainy enim-toko izy, dia (1) Avaradrano, (2) Vakinisisaony, (3) Marovatana, (4) Ambodirano, (5) Vonizongo, (6) Vakinankaratra. -- Mizara telo indray Avaradrano, dia: (a) Tsimahafotsy, Ambohimanga no renivohiny; (b) Tsimiamboholahy, Ilafy no renivohiny; (d) Mandiavato, Ambohidrabiby no renivohiny. Andranobevava eo atsimon' Analamahitsy, izay rano be mangeniheny tany aloha, no farany atsimo amin' Avaradrano, ka izany no naha-Avaradrano azy... [1.10#78.450]
Explications en français  6  le plus célèbre des six territoires de l'Imerina d'où est sorti celui qui devait porter le nom d'Andrianampoinimerina et dont les trois bourgs principaux furent à cette époque Ambohimanga (Tsimahafotsy), Ilafy (Tsimiamboholahy) et Ambohidrabiby (Mandiavato). Le territoire est situé sur la rive nord de la rivière Andranobevava, d'où le nom qu'on lui a donné. [1.11]
Exemples  7  Inona no mahalatsaka an'avaradrano noho Antananarivo? [1.336#]
8  koa raha resiny avaradrano, dia baboiny to'izany koa. [2.59#]
9  Novonoina ireo vehivavy tamin'avaradrano nisehoan'ny kabary. [2.298#]
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot Avaradrano
Tableaux et planches  11  Liste complète

Mis à jour le 2024/03/19