Entrée | 1 ampahatelo |
Radical | 2 telo |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Ny ampahan' ny zavatra iray izay nozaraina telo mitovy [1.1#66] |
Explications en anglais |
5 a third part (and so with larger numerals) [1.7] |
Explications en français |
6 le tiers [1.3] 7 tiers [1.13] 8 le tiers (et ainsi de suite pour les chiffres) [1.8] |
Exemples |
9 Ny ampahatelon' ny lohany tsy tafiditra [2.472#102] 10 ary ny ampahatelonareo ho ao an-tranon' ny mpanjaka [2.996#14.23.5] 11 ka ny androatokony any ny tompon-javatra, ary ny ampahatelony any ny Fanjakana [1.123] |
Vocabulaire |
12 Mathématiques: arithmétique |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot ampahatelo |
Mis à jour le 2022/05/01 |