|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tompo
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Olona manana fahefana amin' ny hafa ka afaka hampanao azy ny sitrapony sy mibaiko azy: Tompoko angaha ianao no ndeha handidy sy hibaiko ahy
Enti-milaza ny olona izay manana ny zavatra iray tenenina: Tsy fantatra ny tompon' ity boky ity
Enti-milaza koa an' Andriamanitra na i Jesoa Kristy: Amin' ny alalan' i Jesoa Kristy Tompontsika
Fitanana mafy ny hevitry ny tena ho marina
Explications en anglais  4  [1.7] master, owner; sir
Explications en français  5  [1.8] maître, propriétaire
Morphologie 
6  Simple :
Dérivés 
7  Verbes actifs :
8  Verbes passifs :
9  Verbes relatifs :
10  Noms :
11  Adjectifs :
Mots composés 
Zoonymes 
Anthroponymes 
Toponymes 
Titres  46  Masina ny Tompo (Doriguzzi A.)
47  Ny Andriantompokoindrindra (Rasamimanana Joseph)
Proverbes  48  Proverbes contenant le mot tompo
Article  49  Randzavola: tompo ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/2)50  Tompo
Partie du discours  51  nom propre (biblique) [Liste complète]
Explications en anglais  52  [2.996] Lord
Explications en français  53  [2.996] Seigneur
Vocabulaire  54  Ecritures Saintes
Mots composés 
Article  56  Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Tompo

Mis à jour le 2025/02/01