Entrée | 1 mitompo |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mikiry amin' ny heviny |
Exemples |
4 [2.296#] Ny firenena sasany angamba, indrindra ny Tandrefana toa mitompo loatra amin' ilay safidy amam-piniavana izakany ny tenany; 5 [2.424#] Sarotra no mitompo teny fantatra hoe iza amin'ireo fanafody amboarina ao an-trano no tena mandaitra ary iza no tsy mandaitra. |
Radical | 6 tompo |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot mitompo |
Anagrammes | 13 mitompo, tompoim |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |