Entrée (1/2) | 1 tompon-tany |
Mots élémentaires | 2 tompo, tany |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] ny mipetraka sy monina amin' ny tany iray, mifanohitra amin' ny vahiny mpiavy avy ivelany |
Entrée (2/2) | 5 tompontany |
Mots élémentaires | 6 tompo, tany |
Partie du discours | 7 nom |
Explications en malgache |
8 [1.1] Karazam-bibilava mitovitovy amin' ny tompondrano ihany saingy mena ny tapaky ny rambony; karazana efa mihavitsy izy ireo |
Vocabulaire |
9 Zoologie: reptiles, amphibiens |
Anagrammes | 10 piantontom, tompontany, tompon-tany |
Mis à jour le 2023/05/31 |