Entrée Tompomenakely
Mots élémentaires tompo ; menakely
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste complète]
Explications en malgache Andriana napetraky ny mpanjaka amin' ny menakely na tany tsy iadidiany mivantana [1.1]
 Olona nitokisan'ny mpanjaka nomeny fahefana hiadidy faritra iray [1.13]
Explications en français Suzerain, seigneur féodal [1.13]
Vocabulaire 
Mots composés 

Mis à jour le 2023/11/20