Entrée (1/4) | 1 ha- |
Partie du discours | 2 forme morphologique de hatra |
Explications en malgache |
3 [1.10] tovona atao ao alohan' ny anarana sasany hilaza refy: rano halohalika, fefy havalahana, hahekika, hatenda... ary amin' ity izy dia fanafohezana ny hatra, hatreo, hatramin' ny: hatramin' ny lohalika, hatramin' ny valahana, ... 4 [1.1] Fanafohezana ny hoe Hatra izay atovona amin' ny anaran' ny faritra sasantsasany amin' ny tena mba handrefesana ny halalin' ny zavatra toy ny rano na lavaka: Hahelika: hatreo amin' ny helika |
Explications en anglais |
5 [1.2] a contraction of hatra, meaning up to: havaniana |
Explications en français |
6 [1.3] abréviation de hatra, sert à former des adverbes marquant la hauteur ou la profondeur: halohalika ~ hahelika ~ havava 7 [1.5] jusqu'à |
Entrée (2/4) | 8 ha~ |
Partie du discours | 9 préfixe [Liste complète] |
Explications en malgache |
10 [1.1] Tovona atao: a) eo alohan' ny mpamaritra milaza toetra mba hanaovana anarana milaza toetra ihany koa: Halava, hatsara; b) eo alohan' ny mpamaritra milaza toetra mitovana ina mba hanaovana matoantenin' ny iharana mifamaly amin' ny matoantenin' ny mpanao mitovona mana: Hatsaraina (manatsara), hafohezina (manafohy) |
Explications en anglais |
11 [1.2] a prefix to adjectives making them into abstract nouns, as hatsara, goodness, from tsara, good. 12 [1.7] prefix used : a) to form abstract nouns. as : havo, high; hahavo, height; b) in forming passive verbs as : fohy, short; hafohezina, to be shortened |
Explications en français |
13 [1.8] préfixe, sert à former: a) des noms abstrait, ex. : havo, haut, hahavo, hauteur; b) des verbes passifs, ex. hafohezina, qu'on raccourcit |
Entrée (3/4) | 14 ha |
Partie du discours | 15 interjection [Liste complète] |
Explications en malgache |
16 [1.78] [Tanosy]
odre! 17 [1.1] Tenim-piontanana maneho: hatairana: Ha! marary hoe i dada?; fiaikena: Ha! marina tokoa lahy ny tanin' ilay Rangahy!; fandavana (tononina fohy): Ha, aza alana eo io sary io |
Explications en anglais |
18 [1.2] an exclamation of approbation, disapprobation, or surprise. Hah! It is sometimes repeated, as Ha! Ha! Ha! There now! |
Exemples |
19 ha, iza izany, hoy ny mpanjaka? [1.508#] 20 ha, hoy Ratovo, inona no antony? [2.895#] |
Entrée (4/4) | 21 Ha |
Partie du discours | 22 nom (symbole) |
Explications en malgache |
23 [3.1] Singa mivaingana, faha-105 amin'ny fisokajiana miherina. |
Vocabulaire |
24 Chimie |
Tableaux et planches |
25 Table périodique |
Mis à jour le 2024/12/10 |