Entrée havaniana
Mots élémentaires ha- ; vaniana
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache Hatreo amin' ny vaniana ny halaliny: Rano havaniana ve dia hahadifotra [1.1]
Explications en anglais Up to the loins [1.2]
Explications en français Jusqu' aux reins [1.3]
 Il y a de l' eau jusqu' aux reins, jusqu' au salaka qui entoure les reins [2.415]
Exemples Nolazain-dRamaria fa netin' ny Tompo nihoatra ilay tamboho kely havaniana teo anilan' ny tranony izy, ka napetrany teo amin' ilay fiarakodia volamena. [2.649]
Vocabulaire 
Synonymes am-pisalakana ~ havalahana

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/11/20