Entrée (1/2) | 1 vono |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Famelezana, fikapohana: Matim-bono any io zaza io fa aza apetraka any intsony Fanalana aina, fanaovana izay hapafaty: Nataon' ny miaramila vono moka ireo fahavalo ratsy saina Fitsofana ny jiro Fikosehana ny soratra tsy ho hita |
Explications en anglais |
4 [1.7] killing; murder |
Explications en français |
5 [1.3] action de tuer, de battre, d'éteindre, d’obstruer, de détourner un courant d'eau, d’anéantir, d’effacer un écrit, de contrebalancer 6 [1.8] tuerie, meurtre |
Exemples |
7 Dia nibaiko ireo miaramilany ilay lehibeny, ka nasainy najanona ny vono. [2.324] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 23 vôño |
Partie du discours | 24 nom |
Explications en malgache |
25 [1.78] [Bezanozano]
mampifanaraka, mampitovy |
Anagrammes | 26 |
Mis à jour le 2025/01/21 |