Entrée | 1 voavono |
Radical | 2 vono |
Partie du discours | 3 participe passé |
Explications en malgache |
4 [1.1] |
Explications en français |
5 [1.3#857] tué, éteint, effacé, battu, obstrué, détourné |
Exemples |
6 Afaka angamba ny fon' ingahy Ravelo nahita an' I Feno voavono. [2.472#56] 7 Hihinan-kena sy hitavo-menaka indray izy rehetra satria omby iray no voavono ary hisolitika ny tongotra aman-tanana. [2.470#71] |
Synonymes | 8 vonono |
Mis à jour le 2024/12/11 |