|
|
|
|

Entrée1  famono
Radical  2  vono
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Fomba entina mamono
Azo vonoina
Explications en anglais  5  [1.2] One who is frequently beaten; that which is used to kill with.
Exemples  6  Ny Antsiantsy no tsy famono. [2.69#]
7  dia toy izao avy no famono ny mpangalatra [1.437#]
Mots composés 
Phytonymes 

Anagrammes  17 

Mis à jour le 2025/01/21