Entrée | 1 vizana |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Sasatra amin' ny tsy fihetsehana eo amin' ny toerana iray, amin' ny fomba fipetraka iray tsy miova, amin' ny fihetsehana iray tsy miova: Vizan' ny niandry azy aho ka farany Lasa nody tany an-trano Reraka, osa: Vizana mafy loatra aho ka aoka kely aloha mba handrihandry eto |
Explications en anglais |
4 [1.7] tired; weary or cramped from holding one position |
Explications en français |
5 [1.3#838] fatigué de la même position, de regarder, fatigué du même mouvement, tombant de lassitude 6 [1.8] las, fatigué |
Exemples |
7 Ny andro ity mafanafana ihany ka sao vizana ambony ihany ianao raha manaraka ahy amin' ny alehako any. [2.470] 8 Olona tsy vanona sy tsy valahara mianakavy, hoy izy nony vizana ka nijanona. [2.472] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Synonymes | 15 vizaka |
Analogues | 16 vizaka, sasatra, valaka, lanaka, reraka, disaka, rontsona, ronjana, mangana, masaka, vahotra, ronaka, honaka, marafoka, refona, tominjana, valalanina, monaina, savolaina, trotraka, toro, torovana, fotsy angola, mirozirozy, tsy mahahetsika, maty hentona |
Mots composés |
|
Proverbes | 20 Proverbes contenant le mot vizana |
Anagrammes | 21 |
Mis à jour le 2025/01/21 |