Entrée | 1 valalanina |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Enti-milaza ny maso vizana eo am-pitazanana na eo am-piandrasana: Valalanina ny maso mijery ireo fiarakodia an-jatony mitanjozotra Enti-milaza olona refona na noana ka jembijemby mila tsy hahita |
Explications en anglais |
4 [1.7] tired out by monotonous work |
Explications en français |
5 [1.8] épuisé par un travail monotone |
Exemples |
6 Ny tena foana no valalanina mijery sy mifidy [2.470] |
Dérivés |
|
Mis à jour le 2025/01/21 |