Entrée | 1 monaina |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Leondeony, tsy tia herika: Monaina hazandrano ny anao lahy 4 Valaka noho ny raharaha ka toa leony tsy te hiverina intsony nony afaka tao: Monaina mihitsy aho tamin' ilay asa nampanaovin-dRangahy iny [1.1] |
Explications en français |
5 Qui en a assez, qui est fatigué, qui est dégoûté [1.3#444] |
Dérivés |
|
Analogues | 9 leony, boboka, tofoka, tohina, tola |
Anagrammes | 10 inomana, manoina, miañona, miñaoña, mionana, monaina, omanina |
Mis à jour le 2024/08/16 |