|
|
|
|

Entrée (1/3)1  tohina
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes passifs :
5  Verbes relatifs :
6  Noms :
7  Adjectifs :
Explications en français  8  action de toucher [1.3]
Mots composés 

Entrée (2/3)10  tohina
Partie du discours  11  participe
Explications en malgache  12  Voadona malemy dia malemy, voakasika kely foana: Tohina fotsiny ilay tavim-boninkazo dia nianjera
13  Sosotra na tezitra na mangoraka: Tohina ny foko mahita ilay vehivavy mahantra mibaby zaza mitsindroka eny an-dalambe
14  Tofoka, leony: Tohin-kazandrano aho tany amoron-tsiraka. [1.1]
Explications en français  15  touché légèrement
16  dégoûté, qui n'en veut plus (peu usité en ce sens) [1.3]
Exemples  17  Hoy aho somary tohina. [2.944#]
18  Mora tohina amin'ny fony izy: [2.298]
Morphologie 
19  Présent :
20  Passé :
21  Futur :

Entrée (3/3)22  tohina
Partie du discours  23  nom
Vocabulaire  24  Santé
Explications en malgache  25  tsy rahazakan'ny taova zavatra iray, ary miseho amin'ny endrika samihafa [1.13]
Explications en français  26  allergie [1.13]

Mis à jour le 2023/03/29