|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manohina
Radical  2  tohina
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mikasika kely: Ny ankihikeliko fotsiny no nanohina ilay sarivongana dia nianjera ilay izy
Mampihetsi-po: Nanohina ahy ny teny mamy fankasitrahana nataonareo, rankizy
Explications en anglais  5  [1.7] to touch lightly, to jostle; to touch the heart or the sentiments
Explications en français  6  [1.8] opposer, résister
Exemples  7  Ny hoe manohina ny akalam-baiko dia mikasika ny maharary ahy mafy, ny tena aretiko. [2.643#]
8  Ireo tantara izay mirakitra zavatra manan-danja dia manohina ny olona kokoa raha toa ka lalaovina. [2.424#]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :

Entrée (2/2)13  manona
Radical  14  tohina
Partie du discours  15  impératif du verbe actif manohina [Liste complète]
Explications en malgache  16  [1.1]
Explications en français  17  [1.3#710]

Anagrammes  18 

Mis à jour le 2025/01/21