Index |
|
|
|
Proverbes : tohina
|
|
|
Proverbe 1 | Raha tohina ny aty, marary ny afero. [1.1 #637]
Raha voatohina ny aty, marary ny afero. [1.1 #28, 2.415 #994, 2.558 #3682, 2.653 #2727]
|
Interprétation malgache | Ohabolana enti-milaza fifandraisan-javatra roa samy hafa ka izay mahazo ny iray dia mahavoa ny ilany koa. [1.1 #637]
Raha misy havana na sakaiza voateny na asian' ny sasany, ny tena avy no mahatsiaro mararirary. [1.1 #28]
|
Traduction française | Si on touche au foie, la bile remue. [2.415 #994]
Un choc sur le joie irrite la bile. [2.974 #422]
|
Interprétation française | Les membres d' une famille sont tellement unis, que toucher les uns c' est rendre les autres malades. [2.415 #994]
|
|
|
Index |
|
|