Entrée afero
Partie du discours nom
Explications en malgache Paosy kely lavalava eo ambanin' ny aty kely foana (amin' ny ila havanana), izay iangonana rano maitsomaitso mangidy antsoina rahateo hoe ranonafero, izay miforona ao amin' ny aty ka midina ao amin' ny vava tsinay rehefa miditra ao ny sakafo
Ilay rano maitsomaitso mangidy mihitsy [1.1]
Explications en anglais The bile, the gall, the gall-bladder [1.2]
 Bile [1.7]
Explications en français Bile, fiel, la vésicule qui le contient [1.3]
 Bile, fiel [1.8]
Exemples Aza atohokao anay 'ty afero tsy mitampoka! [2.1022]
Vocabulaire 
Mots composés 
Analogues  ranonafero
Proverbes 

Entrée afero
Partie du discours nom
Explications en malgache Zavatra mangidy dia mangidy. [1.1]
Explications en anglais Bitterness, costly. [mal ampada(?).] [1.2]
Explications en français Amertume, aigreur [1.3]
 Amertume [1.8]
Vocabulaire 
Mots composés 
Mots composés, titres, noms 
Articles 

Entrée afero (fetra)
Partie du discours impératif du verbe passif afetra [liste complète]

Entrée afero (afitra)
Partie du discours impératif du verbe passif aferina [liste complète]

Mis à jour le 2022/07/30