|
|
|
|

Entrée (1/2)1  leony
Radical  2  leo
Partie du discours  3  nom leo et pronom

Entrée (2/2)4  leony
Radical  5  leo
Partie du discours  6  adjectif
Explications en malgache  7  Enti-milaza olona tsy tia zavatra iray, izay nihinanany betsaka loatra ka nahatonga azy tsy te hiherika azy intsony: Leom-boanjo aho izany
8  Tofoka, boboka, tohina, tola
9  Mamo: Leon-drongony ny anao lahy ka miteniteny foana
10  Monaina (monamonaina), mamo, disaka, afapo, lamoka, boboka, tofoka, malilo, tala, malikiliky, lotika, lao, tsy tia hiherika, tsy tia veroka, tsy tia vovoka, tsy tia mainty, leom-boananana, tsy tia zava-boribory, tsy tia mololo [1.1]
Explications en anglais  11  has had enough and too much; disgusted; drunk ; borne, sustained; [1.7]
Explications en français  12  qui en a assez; dégoûté; ivre; supporté [1.8]
Exemples  13  izay homa-manta no ho leony. [1.437#]
14  leony dia leony mihitsy ka niala. [2.285#]
15  Tsy hiringiringy ho potraka, tsy hioty manta ho leony fa hioty masaka ho voky. [2.346#10]
Dérivés 
16  Noms :
Synonymes  17  leo

Anagrammes  18  lenoy, leony, noely

Mis à jour le 2021/07/23