Entrée (1/2) | 1 boboka |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Vonton-drano: Bobo-drano ireto hazo iretoka tokony hafindra toerana Voky na feno be loatra ka manjary leo: Boboky ny divay ny anao lahy vao niala tao ka mamo nidarabodraboka eran' ny arabe fotsiny Lao, tofoka, tsy tia herika: Boboky ny fianarana, hono, Rabe Rakotra bobongolo noho ny hamandoana be loatra ka manomboka ho simba: Boboka tato lahy ireto boky ireto noho ny hamandoana 4 [1.78] [Sihanaka] tofoka, leo |
Explications en anglais |
5 [1.2#94] soaked, full of water, saturated; satiated, sated. See bobaka. 6 [1.7] soaked; sated |
Explications en français |
7 [1.3#83, 1.8] imbibé; dégoûté; 8 [1.3#83] moisi, rassasié jusqu'au dégoût |
Exemples |
9 andry boboka, poak' aty! [2.285#] 10 Raha tofoka ianao, izaho koa mba efa boboka. [2.529#] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Proverbes | 21 Proverbes contenant le mot boboka |
Entrée (2/2) | 22 boboka |
Partie du discours | 23 nom |
Explications en anglais |
24 [1.2] [Provincial]
the large pot for holding water. See sinibe. |
Mots composés |
|
Anagrammes | 26 abobok, baboko, boboka |
Mis à jour le 2023/07/29 |