Entrée | 1 vitsy |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Tsy maro na betsaka, tsy firy, kely isa: Vitsy kely foana ny olona nahafantatra azy tata an-tanàna |
Explications en anglais |
4 [1.7] few |
Explications en français |
5 [1.8] peu nombreux, rare |
Exemples |
6 Be noho vitsy isika eto [2.895#116] 7 dia andro vitsy vitsy foana [2.59#207] 8 Ka olom-bitsy sa vahoaka, tompoko, no manao izany? [2.643#197] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Analogues | 16 kely, vitsy kely, tsy maro, tsy firy, azo isaina, ankavitsiana, vitsy dia vitsy, azo isaina amin' ny rantsan-tanana, tsirairay tadiavina, zara raha misy |
Mots composés |
|
Proverbes | 22 Proverbes contenant le mot vitsy |
Mis à jour le 2025/01/21 |