Entrée | 1 havitsiana |
Radical | 2 vitsy |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Hakelezana isa: Mahabe fanantenana ny havitsian' ny olon-dratsy amin' itỳ tanàna itỳ [1.1] |
Explications en anglais |
5 smallness of number, fewness [1.7] |
Explications en français |
6 le petit nombre, rareté [1.8] |
Exemples |
7 Ny sisa tafajanona dia tsy tamana intsony noho ny havitsiana, ka dia nirenireny foana tany anaty ala tany; [2.357#] |
Dérivés |
|
Anagrammes | 10 havitsiana, tavihasina |
Mis à jour le 2023/10/29 |