Entrée | 1 vitsivitsy |
Radical | 2 vitsy |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 Sasany ihany, tsy dia maro loatra: Olo-mahay vitsivitsy no efa nilaza izany [1.1] |
Exemples |
5 Nony inona, mody namaky gazety sy nizaha sary vitsivitsy nihantona tsy lavitra eo izy. [2.470] |
Mis à jour le 2023/01/05 |