Entrée | 1 manavitsy |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mampihena isa |
Explications en anglais |
4 [1.7] to reduce in number |
Explications en français |
5 [1.8] réduire en nombre |
Exemples |
6 [0.0#] fa samy misy làlan-drazana hiany avokoa isam-bohitra, fa izany no tokony tsy hahaketraka ny mpiasa, ary mampiasa ny malaina, sy manavitsy ny mpangalatra; |
Radical | 7 vitsy |
Morphologie |
|
Autres orthographes | 12 mamitsy |
Anagrammes | 13 manavitsy, matsivina, nivatsiam |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |