Entrée | 1 tandrina |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] fiambenana, fiandrasana, fampifantohana ny saina amana eritreritra amin-javatra anankiray; fanarahana, fanatanterahana didy na lalàna |
Explications en anglais |
4 [1.7] cared for |
Explications en français |
5 [1.3, 1.8] attention, vigilance 6 [1.3] surveillance soigneuse, observation des ordres donnés, des commandements 7 [1.8] grand soin |
Exemples |
8 [1.1] Ataovy tsara tandrina ny didy 9 [1.1] Ratsy tandrina ny nanaovany ny ankizy 10 [2.298] Amin'ireo mpikabary rehetra notantaraina, dia tandrina fa ny Ombalahibemaso no nahazo ny ambanilanitra faran' izay lalina. 11 [2.131] Mitsatsa faneno ny akanga / ambony trano Ramiadamanjaka / misondrotsondrotra kosa ny rahona / ambony trano raha mihary tsy tandrina / satriko aza mihary tsy tandrina |
Dérivés |
|
Anagrammes | 17 andritan, atandrin, nandrita, natandri, natandry, tandrain, tandrina, tinandra |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |