|
|
|
|

Entrée1  mpitandrina
Radical  2  tandrina
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Mpiandraikitra ny fandehan' ny fiangonana amin' ny lafin-javatra rehetra, indrindra ny fanahin' ny kristianina
Explications en anglais  5  [1.7] a caretaker; a clergyman
Explications en français  6  [1.8] intendant; pasteur
Exemples  7  Ary aiza no mpitandrina azy? [1.378#]
8  Ireo no nataoko mpitandrina ny basy sy ny vanja. [2.366#]
Mots composés 
Article  10  Randzavola: mpitandrina ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2024/12/11