Entrée | 1 tandremana |
Radical | 2 tandrina |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Afantoka aminy ny saina amana eritreritra: Tandremo tsara izay soratanao, fa ny soratra mijanona Ambenana, andrasana, karakaraina mba tsy hisy simba: Tsy notandremanao tsara ny akohokely ka nisy latsaka tao am-pantsakana arahina, tanterahina: Raha te ho voavonjy ianao, tandremo ny didy Atao izay tsy hahavoa ny tena: Tandremo sao solafaka |
Explications en anglais |
5 [1.7] to be cared for, to be looked after; to be the objet of precautions |
Explications en français |
6 [1.8] dont on prend soin, qu'on surveille; qu'on manipule avec précaution, à quoi on fait bien attention |
Exemples |
7 Ny farany, nitanisa ny fady tsy maintsy tandremana. [2.472] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot tandremana |
Anagrammes | 14 |
Mis à jour le 2025/01/21 |