Entrée | 1 rehetra |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Tsy misy avakavaka, aby, jiaby: Tonga ny mpianatra rehetra Matetika no hamafisin' ny mpamaritra matoanteny daholo, avokoa, ny hevitry ny teny hoe rehetra: Tonga daholo ny mpianatra rehetra na tonga daholo ny mpianatra (fotsiny) |
Explications en anglais |
4 [1.7] all |
Explications en français |
5 [1.3#522, 1.8] tous, tout 6 [1.8] cf. avokoa, daholo, samy |
Exemples |
7 Niredaka ny hazo rehetra sy ny tafo. [2.472] 8 Toy izany no faharavan' ny sambo rehetra: [2.471] 9 mbola misy fanoroana ny zava-drehetra voateny ao amin' ireo ohabolana ireo [2.299#8] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Synonymes | 12 avokoa, daholo, ijiaby, samy |
Analogues | 13 daholo, tsy vaky volo, poporohana, na iza na iza, na zovy na zovy, safobemantsina, manontolo, tsy ankanavaka, tsy misy avakavaka, faobe, tsy mifaka |
Mots composés |
|
Titres | 18 Fitsipi-panoratana ho an' ny lakilasy rehetra (Ratatamo) |
Anagrammes | 19 |
Mis à jour le 2025/01/21 |