|
|
|
|

Entrée1  manontolo
Radical  2  tontolo
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  Tsy misy analana, iray tsy vaky: Nahalany mofo iray manontolo [1.1]
Exemples  5  Horakoraka sy tabataba be no nanerana an'i Betafo manontolo. [2.324]
6  - mangorangorana iray ihany ny tenany manontolo. [2.470]
7  Nandritra ny ady manontolo anefa dia ory vary Antsihanaka. [2.472]
Analogues  8  bontolo, tsy mivaky, tsy nahafahana, tsy misy mipika
Mots composés 

Mis à jour le 2023/10/20