|
|
|
|

Entrée1  tsy vaky volo
Mots élémentaires  2  tsy, vaky, volo
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  tsy ankanavaka, manontolo: Ny Malagasy tsy vaky volo ~ Madagasikara tsy vaky volo [1.1]
Explications en anglais  5  the whole of a tribe or a class of people [1.2#726]
6  without distinction [1.7]
Explications en français  7  tous sans exception, toute une caste, tout un district [1.3#802]
8  Tous sans exception, comme une tête dont les cheveux ne sont séparés par aucune raie [2.415#1744]
9  tous sans distinction [1.8]
Exemples  10  Koa misaotra anao eram-po eran-tsaina izahay Zanakantitra tsy vaky volo [2.588]
11  Anisan' ny mampaningana ny Malagasy tsy vaky volo ireo, na Tanindrana na Tampatrana [2.298#5]
12  Noho izany, hoy ny tenin' ireto zanatsika nahazo tokantrano, ary hoy ny tenin' ny fianakaviana tsy vaky volo [2.346#46]
Autres orthographes  13  tsivakivolo

Anagrammes  14  tsivakivolo, tsy vaky volo

Mis à jour le 2024/08/31