Entrée | 1 samy |
Partie du discours | 2 pronom [Liste complète] |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mpisolo anarana malala-kevitra fametraka eo alohan' ny matoanteny na mpamaritra milaza toetra ka ny heviny dia hoe: rehetra ary tsirairay: Samy naka boky telo avy izy mirahavavy ~ Samy tsara ny raozy sy ny lisy |
Explications en anglais |
4 [1.7] both, each, every one |
Explications en français |
5 [1.8] chacun, l'un et l'autre |
Exemples |
6 samy manana ny tiany. [2.296] 7 samy naka aina aloha. [2.4] 8 samy tia, samy manina. [2.69] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Tableaux et planches |
28 Tous les pronoms |
Anagrammes | 29 |
Mis à jour le 2025/01/21 |