Entrée | 1 ratra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fery, fiendahan' ny hoditra sy loaka amin' ny nofo noho ny rangotra na zava-maranitra [1.1] |
Explications en anglais |
4 a wound, an injury [1.7] |
Explications en français |
5 blessure [1.8] |
Exemples |
6 Tao amin'ny lohany no misy ratra nampiseho fa voan'ny langilangy izy, nefa mbola nisy nitepo ihany ny am-bavafony. [2.324] |
Vocabulaire |
7 Santé |
Dérivés |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot ratra |
Anagrammes | 14 ratra, trara, trarà |
Mis à jour le 2024/08/30 |