|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mandratra
Radical  2  ratra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  manimba [Tambahoaka, Tanala] [1.78]
5  Manisy na mamely olona amin-java-maranitra ka mahatonga azy hanana fery: Esory io vy maranitra io sao mandratra ny zanakao
6  Mampitondra alahelo: Nanao teny nandratra ny fony ianao
7  Mahatonga fahavoazana, mampahita loza, mamohehatra, mampidi-doza: Tandremo fandrao mandratra anao io ady any amin' ny fitsarana io
8  Manimba, mahatonga fatiantoka: Nanahy ihany izy sao handratra azy ilay vahiny nampiantranoiny tao aminy [1.1]
Explications en anglais  9  to hurt, to wound, to injure [1.2#504]
Explications en français  10  blesser, meurtrir, déchirer, égratigner: Esory ireo hazo ireo, sao mandratra (Enlevez ces bois, de peur qu'ils ne blessent quelqu'un)
11  gâter des fruits, déparer quelque chose
12  Figuré: exposer à un malheur: Tandremo fandrao mandratra anareo io ady io (Prenez garde que ce procès ne vous soit funeste) [1.3#515]
Morphologie 
13  Présent :
14  Passé :
15  Futur :
16  Impératif :
Dérivés 
17  Verbes actifs :

Entrée (2/2)18  mandratrà
Radical  19  ratra
Partie du discours  20  impératif du verbe actif mandratra [Liste complète]
Explications en malgache  21  [1.1]
Explications en français  22  [1.3#515]

Anagrammes  23  andratram, mandratra, mandratrà

Mis à jour le 2023/01/20