|
|
|
|

Entrée1  fandratrana (ratra)
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Famelezana olona amin'ny zava-maranitra ka mahatonga azy hanana fery; fampitondrana alahelo; fampahitana loza; fanimbana [1.1]
Explications en français  4  l'action de blesser [1.3#515]
Exemples  5  Anolatsolafana: solafana, ratraina kely ka analana nofony kely miaraka amin'io fandratrana io. [2.245#]

Anagrammes  6  fanandratra, fandratrana

Mis à jour le 2023/01/07