Entrée | 1 maratra |
Radical | 2 ratra |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 simba [Sihanaka]
[1.78] 5 Misy voaniavatra na rangotra ka niendaka sy kiaka ny hoditra ary loaka ny nofo: Naratra ny lohany tamin' izy nianjera tamin' ny bisikileta 6 Voa mafy, lany: Nataoko naratra ny hena, tary amin' ny vary be menâky ry Ingahy Rainikoto [1.1] |
Explications en anglais |
7 wounded, injured [1.7] |
Explications en français |
8 être blessé, meurtri [1.8] |
Exemples |
9 Tandremo sao maratra! [2.332#] 10 antsy maranitra ka izay manitsaka azy no maratra [2.346#9] |
Mots composés |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot maratra |
Anagrammes | 14 maratra, ramatra |
Mis à jour le 2023/12/07 |