|
|
|
|

Entrée1  raha baka misisika ianao, izaho kirongo tsy azo idirana
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  teny ifanaovan' olona roa mifaninana ilazany fa samy manana ny toetra mahakinga azy avy izy ireo ka tsy matahotra ny hifanandrina [1.1]
Synonymes  4  raha baka mihorirana ianao, izaho kirongo tsy azo idirana, raha mihenjan-ko mahazaka ianao, dia mba midiridiry ho amponga kosa aho
Mots élémentaires  5  raha, baka, misisika, ianao, izaho, kirongo, azo, idirana

Mis à jour le 2023/07/30