|
|
|
|

Entrée1  ianao
Partie du discours  2  pronom
Explications en malgache  3  enti-misolo ny anaran'izay itenenana raha tokana izy ka atao teny lazaina:
4  Amin'ny firy no handeha ianao? [1.1]
Explications en anglais  5  thou, you. [Compare Swahili e'nu, your, of your, and e'gnui o thou.] Compare anao. [1.2]
6  same as hianao [1.7]
Explications en français  7  vous (employé pour toi) [1.3]
8  vous (respect) [1.5]
9  même que hianao [1.8]
10  (pronom personnel sujet - 2ème personne singulier) tu, toi. [Tanala] [1.6]
Explications en italien  11  tu [1.18]
Exemples  12  Hahita loza ianao! [2.528#]
13  Manao ahoana ianao, anaka? [2.4#]
14  ianao ve no mahateny ahy izany! [2.470#]
15  Fantatro fa tia ahy tokoa ianao. [2.445#]
Autres orthographes  16  hianao
Mots composés 
Tableaux et planches  21  Tous les pronoms
22  Tous les pronoms

Anagrammes  23  aoina, ianao

Mis à jour le 2021/10/05