|
|
|
|

Entrée1  ise
Partie du discours  2  pronom
Explications en malgache  3  Misolo ny olona itenenana raha tokana, ifanaovan' ny samy lehilahy na ny samy vehivavy mifankazatra, na ny lehilahy sy vehivavy mifankatia; fanao teny lazaina ny "ise" fa raha atao teny fameno dia ampialohana ny "an": Ise ve no nilaza izany? / Tonga namangy an' ise izahay fa tsy tao an-trano ise. [1.1]
Explications en anglais  4  used familiarly for You, You sir. [1.2]
5  you (singular) used familiarly between men [1.7]
Explications en français  6  tu [1.8]
Explications en italien  7  tu [1.18]
Dérivés 
8  Verbes actifs :
9  Verbes relatifs :
10  Noms :
11  Adjectifs :
Tableaux et planches  12  Tous les pronoms
13  Tous les pronoms

Anagrammes  14  ise, sie

Mis à jour le 2020/07/31