|
|
|
|

Entrée idirana (iditra)
Partie du discours verbe relatif
Explications en anglais  [1.2]
Explications en français  [1.3]
Exemples 
1Nasiana vala vato manodidina ny fasany, mba tsy ho azon'ny omby idirana. [2.588]
2Ny fihinana sy fisotroana dite ataon'ny olona izay idirana an-trano. [2.59]
3Azon' ny vahiny idirana ny lapako - nitsikitsiky izy - fa indrindra ianao. [2.270]
Morphologie 
Présent : idirana, idirako, idiranao, idirany, idirantsika, idiranay, idiranareo, idiran', idiran-, idiram-, idira-
Passé : nidirana, nidirako, nidiranao, nidirany, nidirantsika, nidiranay, nidiranareo, nidiran', nidiran-, nidiram-, nidira-
Futur : hidirana, hidirako, hidiranao, hidirany, hidirantsika, hidiranay, hidiranareo, hidiran', hidiran-, hidiram-, hidira-
Impératif : idiro
Illustrations 

Mis à jour le 2023/05/17