Entrée | 1 raha baka mihorirana ianao, izaho kirongo tsy azo idirana |
Mots élémentaires | 2 raha, baka, mihorirana, ianao, izaho, kirongo, azo, idirana |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 teny ifanaovan' olona roa mifaninana ilazany fa samy manana ny toetra mahakinga azy avy izy ireo ka tsy matahotra ny hifanandrina [1.1] |
Synonymes | 5 raha mihenjan-ko mahazaka ianao, dia mba midiridiry ho amponga kosa aho, raha baka misisika ianao, izaho kirongo tsy azo idirana |
Mis à jour le 2023/07/30 |