|
|
|
|

Entrée1  raha baka misisika ianao, izaho kirongo tsy azo idirana
Mots élémentaires  2  raha, baka, misisika, ianao, izaho, kirongo, azo, idirana
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  teny ifanaovan' olona roa mifaninana ilazany fa samy manana ny toetra mahakinga azy avy izy ireo ka tsy matahotra ny hifanandrina [1.1]
Synonymes  5  raha baka mihorirana ianao, izaho kirongo tsy azo idirana, raha mihenjan-ko mahazaka ianao, dia mba midiridiry ho amponga kosa aho

Mis à jour le 2023/07/30