|
|
|
|

Entrée1  porofo
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Zavatra na hevitra entina mana-marina ny filazana: Tsy manaiky aho raha tsy mahita porofo
4  Fanamarinana: Anisan' ny porofon' ny fisian' Andriamanitra ny firindran' ny zavaboary
5  Andrana: Porofon-tsary
6  Sorapirinty voalahatra ka mbola halana diso: Manitsy ny diso amin' ny poro fom-pirinty [1.1]
7  fanamarinana [1.13]
Explications en anglais  8  proof [1.7]
Explications en français  9  preuve [1.8, 1.13]
10  épreuve photographique [1.8]
11  cliché, épreuve [1.13]
Exemples  12  Zavatra tsy anananao porofo no antsoantsoinao, sady zava-doza rahateo koa. [2.472]
13  Tsy misy porofo na adi-hevitra izany, fa loko io ka samy manondro izay azoazony. [2.5]
Dérivés 
14  Verbes actifs :
15  Verbes passifs :
16  Verbes relatifs :
17  Noms :
18  Adjectifs :
Mots composés 

Mis à jour le 2023/08/01